Entry (1/2) | 1 saika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany |
Entry (2/2) | 22 saika |
Part of speech | 23 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika |
Explanations in English |
25 [1.7] almost |
Explanations in French |
26 [1.8] presque |
Examples |
27 [2.4] saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
28 [2.472] Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. |
Synonyms | 29 saiky |
Analogs | 30 kasa |
Anagrams | 31 akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |