Entry | 1 asaika |
Root | 2 saika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 akasia, 10 asaika, 11 asiaka, 12 Isaaka, 13 sakaia |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |