Entry misaika (saika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misoka ao anaty rano: Nisaika tsy ampy telo minitra tao anaty rano ny siny dia feno [Rajemisa 1985]
Morphology 
misaika
nisaika
hisaika

Updated on 2020/07/31