Entry sahabo
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Teny enti-milaza habe na isa, na refy, n [...]
Mitovy hevitra: tokony ~ tokotokony ho [full text in Rajemisa 1985]
English translation   about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [Hallanger 1973]
French translation   à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [Hallanger 1974]
Examples   Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entry sahabo
Part of speech   noun
Malagasy definition   anton-dia, kabary [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/06/10