Entry manafotra (safotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manototra: Nanafokenatra azy ny namany
¶ Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy
¶ Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [Rajemisa 1985]
English definition   to flood, to submerge [Hallanger 1973]
French definition   inonder [Hallanger 1974]
Morphology  
manafotra
nanafotra
hanafotra
manafora

Entry manafotra (hafotra)
Part of speech   active verb
English definition   to strip the bark off the hafotra. [Richardson 1885]

Entry manafotra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] manarona, manenika [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mandrakotra [Rakotosaona 1972]

Updated on 2011/11/07