Entry | 1 safo-drano |
Elementary words | 2 safotra, 3 rano |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1] |
Explanations in English |
6 a flood, a deluge [1.7] |
Explanations in French |
7 inondation, déluge [1.8] |
Synonyms | 8 tondra-drano |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |