Entry (1/7) | 1 rose |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 antsiantsy (androngo) [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary | 4 Zoology: reptiles, amphibians |
Entry (2/7) | 5 rose
![]() |
Root | 6 rise |
Part of speech | 7 past of active verb rise |
Explanations in English |
8 jereo rise [1.17] |
Entry (3/7) | 9 rose
![]() |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 vonindraozy [1.9] |
Explanations in English |
12 voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely [1.17] |
Entry (4/7) | 13 rose
![]() |
Part of speech | 14 feminine noun |
Explanations in Malagasy |
15 vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy) [1.9] 16 vonin-draozy hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) [1.4] |
Explanations in French |
17 raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard) [1.66] |
Entry (5/7) | 18 rose
![]() |
Part of speech | 19 masculine noun |
Explanations in Malagasy |
20 fahamenamenana, fivolon-draozy [1.9] 21 volon' ny mavokely [1.4] |
Entry (6/7) | 22 rose
![]() |
Part of speech | 23 adjective |
Explanations in Malagasy |
24 mavokely [1.4] 25 menamena, mavokely [1.9] |
Explanations in French |
26 mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana) mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano) [1.66] |
Entry (7/7) | 27 rosé
![]() |
Part of speech | 28 adjective |
Explanations in Malagasy |
29 menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena) [1.4] |
Explanations in French |
30 miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely) [1.66] |
Anagrams | 31 rose, 32 sore |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |