|
|
|
|

Entry1  raozy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony. [1.1]
Explanations in English  4 the rose flower. [1.2]
5 a rose. [1.7]
Explanations in French  6 rose. [1.8]
7 (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Examples  8  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Vocabulary  9  Botany: flower
All compound words  10  2 combinations of this word
Scientific name 
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 azory, 13 raozy, 14 zairo, 15 Ziora

Updated on 2025/11/09