|
|
|
|

Entry1  roritina
Root  2 roritra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko.
5 Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby.
6 Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra.
7 Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga. [1.1]
Explanations in English  8 to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber. [1.7]
Explanations in French  9 qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant. [1.8]
Examples  10  matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  2 combinations of this word
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11