|
|
|
|

Entry (1/2)1  rorampiso
Elementary words  2 rora, 3 piso
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1]
Vocabulary  6  Meteorology
Analogs  7  amanimboalavo, 8  erikerika, 9  laviana

Entry (2/2)10  roram-piso
Elementary words  11 rora, 12 piso
Part of speech  13  locution
Explanations in Malagasy  14 ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Vocabulary  15  Zoology: (in general)

Anagrams  16 mpisaroro, rorampiso, roram-piso

Updated on 2025/11/21