Entry laviana
Part of speech noun
Malagasy definition Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

2012/11/10