| Entry (1/2) | 1 rorampiso | 
| Elementary words | 2rora, 3piso | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
5 Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] | 
| Vocabulary | 6 Meteorology | 
| Analogs | 7 amanimboalavo, 8 erikerika, 9 laviana | 
| Entry (2/2) | 10 roram-piso | 
| Elementary words | 11rora, 12piso | 
| Part of speech | 13 locution | 
| Explanations in Malagasy | 
14 ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] | 
| Vocabulary | 15 Zoology: (in general) | 
| Anagrams | 16 mpisaroro, 17 roram-piso, rorampiso | 
| Updated on 2025/11/03 | 
 |