| Entry | 1 ron-doha |
| Elementary words | 2 loha |
| Part of speech | 3 locution |
| Explanations in Malagasy |
4 fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao
[1.1] |
| Examples |
5 Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha.
[2.445#]
6 Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27#] |
| Updated on 2025/10/11 |
|