| Entry | 1 rombaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1] |
| Examples |
4 Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana.
[2.996]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 23 ady rombaka |
| Anagrams | 24 kambaro, 25 karambo, 26 rombaka |
| Updated on 2025/10/08 |
|