|
|
|
|

Entry1  fandrombahana
Root  2 rombaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fangalana zavatra an-keriny ary maika fandrao lasan' ny sasany [1.1]
Explanations in French  5 L'action de prendre par force [1.3#544]
Examples  6  halako ny fandrombahana amin' ny faharatsiana; [2.996#]

Updated on 2025/09/12