|
|
|
|

Entry1  mandrombaka
Root  2 rombaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
5 Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [1.1]
Explanations in English  6 to snatch away [1.7]
Explanations in French  7 prendre par la force, saisir [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2025/11/13