Entry rohy
Part of speech   noun
Malagasy definition   tady, kofehy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
¶ Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [Rajemisa 1985]
English translation   a cord used for binding [Hallanger 1973]
French translation   attache, lien [Hallanger 1974]
Examples   Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 214]
Derivations  

Entry rohy
Part of speech   noun
Malagasy definition   omby voafatotra mba hoterena [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Tsimihety] [Rajemisa 1985]

Entry ROHY
Part of speech   noun (acronym) [list]
Malagasy definition   Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Analogy   acronyms

Updated on 2017/08/07