| Entry | 1 rohizana |
| Root | 2 rohy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano.
5 (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny. 6 Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be bound with a cord.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on lie.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|