Entry mandrobaka (robaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka [Rajemisa 1985]
Morphology  
mandrobaka
nandrobaka
handrobaka
mandrobaha

Entry mandrobaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mandravina, manala ravina [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/14