Entry roambinifolo (roa, amby, folo)
Part of speech adjective
English definition twelve [3.1]
French definition douze [3.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1NY TENDROMBOHITRA ROAMBINIFOLO. [Randriamamonjy: Tantara, page 423]
2Ny heloka roambinifolo mahafaty. [Randriamamonjy: Tantara, page 417]
3Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [Razoharinoro: Soratra, page 172]

Entry Roambinifolo (roa, amby, folo)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Examples Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [Rahajarizafy: Kabary, page 67]

2017/04/30