|
|
|
|

Entry1  roalahy
Part of speech  2  noun
Examples  3  Koa dia naongan'ny voninahiny izy roalahy, noho ny fahadisoany. [2.59]
4  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
5  Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
All compound words 

Anagrams  9 ahalory, 10 ilaharo, 11 lahiroa, 12 roalahy

Updated on 2025/09/10