| Entry | 1 risika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray; zotom-po sy havitrihana: Manàna risi-po rehefa miasa [1.1] |
| Explanations in English |
4 zeal, encouragement [1.7] |
| Explanations in French |
5 zèle, encouragement [1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 21 Emotions |
| Anagrams | 22 kisary, 23 kisira, 24 risika, 25 siraky, 26 sirika |
| Updated on 2025/09/19 |
|