| Entry | 1 arisika |
| Root | 2 risika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin' ny asa ny tanora [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 9 ady tsy arisika |
| Anagrams | 10 arisika, 11 sariaky |
| Updated on 2025/10/08 |
|