|
|
|
|

Entry1  ripaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1]
Explanations in English  4  destroyed in large numbers [1.7]
Explanations in French  5  couché ou exterminé en masse [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 

Anagrams  22 paraky, 23 pikara, 24 ripaka

Updated on 2025/09/19