| Entry | 1 aripaka |
| Root | 2 ripaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
5 Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo 6 Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be destroyed en masse
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on couche ou extermine en masse
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 aripaka, 15 pariaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|