Entry mandripaka (ripaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
¶ Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
¶ Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [Rajemisa 1985]
Explanations in English to destroy en masse [Hallanger 1973]
Explanations in French abattre, détruire ou tuer en grand nombre [Hallanger 1974]
Morphology 
mandripaka
nandripaka
handripaka
mandripaha

Updated on 2020/07/31