Entry ringindringitra (ringitra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra
¶ (volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [Rajemisa 1985]
Synonyms ringitra

Updated on 2012/08/17