|
|
|
|

Entry1  rihitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky
Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo [1.1]
4  feta andraiketana vato na biriky [1.13]
Explanations in English  5  thickness of liquids, turbidness
mortar made of liquid mud and sand [1.2]
Explanations in French  6  liquide épais, gluant
terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques [1.3]
7  mortier [1.13]
8  (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihi-bary , rihi-mangahazo . Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac). [1.196]
Examples  9  Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [2.470]
10  Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [2.996]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
Names :
Adjectives :
All compound words 
Vocabulary  22  Economy: buildings, public works
Proverbs  23  Proverbs containing the word rihitra

Anagrams  24 hiratry, 25 rihitra

Updated on 2025/09/19