Entry marihitra (rihitra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara [Rajemisa 1985]
 matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra [SLP 1986]
French definition concentré, vaseux [SLP 1986]
Derivations 
Morphology 
marihitra
narihitra
harihitra

2012/08/17