|
|
|
|

Entry1 rian-drano
Elementary words  2riana, 3rano
Part of speech  4 locution
Explanations in French  5l'eau des cascades. [1.5#242]
Examples  6 Vahiny mandalo ihany, ka tsy afaka hitety an' i Kianjasoa mifono vondron' ala kininina, tsy tonga eny Vatosola hanasa lamba amin' ny riandrano kely madio mangarangarana [2.499#]

Anagrams  7 arindrano, Arindrano, 8 irandrano, 9 rian-drano

Updated on 2025/11/06