| Entry | 1 resa-behivavy |
| Elementary words | 2 resaka, 3 vehivavy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilazana ny bitsibitsika ifanaovan' ny vehivavy na ny resaka lava be izay tsy maintsy fifosana no votoatiny
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|