| Entry | 1 resa-be |
| Elementary words | 2 resaka, 3 be |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina.
[1.1] |
| Examples |
6 ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana!
[2.357#]
7 Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|