| Entry | 1 renivohitra |
| Elementary words | 2 reny, 3 vohitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara [1.1] |
| Explanations in English |
6 the capital or principal town or city [1.7] |
| Explanations in French |
7 ville capitale ou principale [1.8] |
| Examples |
8 Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho!
[2.270#]
9 Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508#] |
| Vocabulary | 10 Geography: (in general) 11 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|