| Entry | 1 renivitsika |
| Elementary words | 2 reny, 3 vitsika |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany
[1.1] |
| Explanations in French |
6 serpent qui habite dans les fourmillières
7 et qu'on dit engraissé par les fourmis [1.54] |
| Vocabulary | 8 Zoology: reptiles, amphibians |
| Analogs | 9 renimanditra |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|