|
|
|
|

Entry1  renisoratra
Elementary words  2 reny, 3 soratra
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 a written consonnant [3.1]
Explanations in French  6 consonne [1.5]
7 une consonne écrite [3.1]
Examples  8  Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony. [2.245#19]
9  Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528#73]
Vocabulary  10  Linguistics
Tables and plates  11  The Alphabets

Updated on 2025/09/12