Entry renintantely (reny, tantely)
Part of speech noun
Malagasy definition Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody []
Vocabulary 
Analogues  renitantely ~ tantely

Entry renintantely (reny, tantely)
Part of speech noun
Malagasy definition  renitantely [3.1]
Examples 
1Hiremby aho, hoy ny renintantely. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [Rapatsalahy: Kintana, page 3]

2017/03/06