Entry | 1 renifeo |
Elementary words | 2 reny, 3 feo |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [1.1] 6 feo anononana ny renisoratra [1.13] |
Explanations in English |
7 a voiced consonnant [3.1] |
Explanations in French |
8 consonne [1.13, 1.66.fr#196] 9 une consonne prononcée [3.1] |
Examples |
10 Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory.
[2.606#]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 14 Linguistics |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |