Entry rendremana (rendrika)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
English translation   Almost asleep, heavy with sleep [Hallanger 1973]
French translation   à moitié endormi, endormi [Hallanger 1974]
Other spellings  

Updated on 2013/06/08