Entry rendrika
Part of speech adjective
Malagasy definition Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
¶ Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
¶ Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
¶ Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
¶ Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [Rajemisa 1985]
English definition melted (of metals)
¶ wrecked (of a ship)
¶ fast asleep [Hallanger 1973]
French definition chaviré, coulé dans l'eau
¶ fondu, liquifié, ce dit des métaux
¶ bien tissé, bien repassé
¶ plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à [Abinal 1888]
 fondu (se dit des métaux)
¶ naufragé
¶ bien endormi [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
-drendrika
-drendriky
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [Fagereng: Tantara, page 12]
2Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [Dox: Amina]
3Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [Rabearivelo: Fasana]
Quotes 

2019/01/09