Entry rendrehana (rendrika)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
English translation   sleepy [Hallanger 1973]
French translation   qui a sommeil, assoupi [Hallanger 1974]
Other spellings  

Updated on 2011/11/24