Entry mandrehitra (rehitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehit [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   to burn, to set fire to [Hallanger 1973]
French translation   mettre le feu à brûler [Hallanger 1974]
French translation   allumer [SLP: Voambolana]
Examples   Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany. [Callet: Tantara, page 76]
Morphology  
mandrehitra
nandrehitra
handrehitra
mandreheta
Synonyms   mampirehitra
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/03/27