Entry refy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Explanations in English A fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Explanations in French Brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
 Dimension, mesure; cote [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/08