|
|
|
|

Entry1  fandrefesana
Root  2 refy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy. [1.1]
Explanations in French  5 mesure, mesurage. [1.13]
Examples  6  Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356#]
7  eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#]
8  Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#]
All compound words  9  11 combinations of this word
Article  10 Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Updated on 2025/11/09