Entry razoky (ra-, zoky)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [Rajemisa 1985]
English definition elder brother or sister (term of respect) [Hallanger 1973]
French definition frère ou soeur aîné (terme respectueux) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[Fox: Hainteny, number 438]

2013/06/09