| Entry | 1 ravinkazo |
| Elementary words | 2 ravina, 3 hazo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 anarana iantsoana matetika koa ny ravina [1.1] |
| Examples |
6 Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga.
[2.470#]
7 Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany. [2.529#] |
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/11 |
|