Entry (1/2) | 1 rarina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 rary |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 rarina |
Part of speech | 10 passive verb |
Root | 11 rary |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina |
Explanations in English |
13 [1.7] to be plaited, to be woven |
Explanations in French |
14 [1.8] qu'on tresse |
Morphology |
|
Anagrams | 19 Ranary, 20 rarina, 21 rirana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |