| Entry | 1 raofina |
| Root | 2 raoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
5 Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano 6 Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany 7 Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1] |
| Explanations in English |
8 see Raoka
[1.2] 9 to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7] |
| Explanations in French |
10 qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque
[1.8] |
| Examples |
11 Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
[2.471]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 16 rano raraka tsy azo raofina |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 anafory, 19 faranio, 20 Faraony, 21 fiorana, 22 iforana, 23 raofina |
| Updated on 2025/11/13 |
|