Entry rano maria (rano, ria)
Part of speech expression
Malagasy definition ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [Rajemisa 1985]
English translation Water flowing swiftly [Richardson 1885]
Malagasy definition (ranomaria) rano mafy [SLP 1986]
French translation (ranomaria) rapide [SLP 1986]
Synonyms rano mandeha

Updated on 2020/07/31