| Entry | 1 ranofotsiny |
| Elementary words | 2 rano, 3 fotsiny |
| Part of speech | 4 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1] |
| Explanations in English |
6 only, just, exclusively [1.7] |
| Explanations in French |
7 seulement, uniquement [1.8] |
| Examples |
8 fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny!
[2.471]
9 Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472] |
| Updated on 2025/10/11 |
|