Entry rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Part of speech expression
Malagasy definition rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31